|
|
|
|

Teny iditra1 akora tampom-pana
Singan-teny  2akora, 3tampona, 4fana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6sosona madity sy mangotraka ao anatin'ny bolantany mivaingana ho vato rehefa mivoaka ety ivelany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7magma. [1.13]
Voambolana  8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 9 Haibolantany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12